Entry (1/4) | 1 lolo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irao bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka manify mandraraka vovobovoka ary voaravaka loko mamirapiratra [1.1] 4 lolobe, lay [1.13] |
Explanations in English |
5 a butterfly [1.7] |
Explanations in French |
6 papillon [1.8, 1.13] |
Examples |
7 Ny renintantely sy ny lolo [2.332#] |
Vocabulary |
8 Zoology: invertebrates |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word lolo |
Entry (2/4) | 15 lolo |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 Araka ny finoan' ny Ntaolo: fanahin' ny olona maty mihelohelo manodidina ny velona toy ny angatra na ny matoatoa, saingy amin' ny tarehi-na lolo ary mazàna manambara zavatra na mahatonga harary [1.1] 18 fasana, an-dolo [Bara] [1.78] |
Explanations in English |
19 a ghost [1.7] |
Explanations in French |
20 spectre, revenant (fantôme) [1.8] |
Vocabulary |
21 Religions, Beliefs |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Entry (3/4) | 26 lolo |
Part of speech | 27 noun |
Explanations in Malagasy |
28 Aretinkibo mahavoa tampoka [1.1] |
Vocabulary |
29 Health |
Entry (4/4) | 30 lolo |
Root | 31 lo |
Part of speech | 32 adjective |
Explanations in French |
33 [duplicatif diminutif] [1.3] |
Updated on 2023/06/16 |