|
|
|
|

Entry1  lolovokatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] angatra, matoatoa
4  [1.1] Olona efa nalevina nefa velona indray ka tsy sahy mody, dia lasa olondia
Explanations in English  5  [1.7] [Provincial] a phantom risen from the grave
Explanations in French  6  [1.8] [Provincial] revenant
Examples  7  [2.996#] Ny lolovokatra mpiseho alina hiorim-ponenana ao koa, sy hahazo fitoerana fitsaharany.
Vocabulary  8  Religions, Beliefs
Elementary words  9  lolo, vokatra

Updated on 2024/12/07