|
|
|
|

Entry1  lolompaty
Root  2  lolo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Karazana lolo lehibebe izay maintimainty manopy mena ary misy pentna boribory lehibe mangamanga eo amin' ny ilany ambony toy ny maso roa makadiry, ka izany no nahatonga ny anarany koa hoe kakabemaso [1.1]
Vocabulary  5  Zoology: invertebrates
Synonyms  6  kakabemaso

Updated on 2020/07/31