Entry | 1 matoatoa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy [1.1] |
Explanations in English |
4 a ghost [1.7] |
Explanations in French |
5 fantôme, revenant [1.3, 1.8] 6 spectre [1.8] |
Examples |
7 Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5] |
Vocabulary |
8 Religions, Beliefs |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word matoatoa |
Article |
11 Randzavola: matoatoa ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2022/07/30 |