|
|
|
|

Entry1  lanja
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io vary io?
Fitondrana zavatra na biby na olona eo ambony soroka: Aza atao lanja kisoa, lehiretsy, itỳ zanak' olona!
Explanations in English  4  [1.2] weight [Comp. Swa. mlanza, a pole for carrying]
5  [1.7] weight
Explanations in French  6  [1.8] poids, pesanteur
7  [1.13] importance; masse, dose
Examples  8  [2.285] Raha lanja no hitsarana, dia ireny no vato-mizana;
9  [2.114] Ny vaton' ny Filoha no mahery lanja raha mitovy ny isam-bato.
10  [2.606] mandova ny rainy ary koa ny reniny, na dia tsy mitovy lanja aza izany.
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  42  Proverbs containing the word lanja

Updated on 2025/01/21