Entry | 1 fandanja |
Root | 2 lanja |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mandanja na manombana ny havesatry ny zavatra amin' ny alalan' ny mizana 5 Azo lanjaina [1.1] |
Explanations in French |
6 Ce qu’on peut peser, examiner , calculer, manière de peser [1.3#385] |
Examples |
7 Samy diso fandanja sy diso fandrefy: ka iza àry no itokianao sy itokian' ny olona hahalala ny marina? [2.296#] 8 ... ny mofo manify tsy misy lalivay, ny endasina amin' ny lapoaly sy ny zavatra voaharo, ny zavatra fandanja amam-pamatra rehetra. [2.996#] |
Updated on 2023/01/07 |