|
|
|
|

Entry1  fandanjana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fijerena, fanombanana ny havesatry ny zavatra amin' ny alalan' ny mizana
Fandinihana, fiheverana izay mety ho vokatry ny atao; fanombantombanena
4  [1.13] fomba entina mamantatra vesatra
Explanations in French  5  [1.3#385] l'action de peser, la balance, les instruments pour calculer, pour prendre les mesures
6  [1.13] pesée; mesure de masse
Examples  7  [2.472#] Tsy nisy fandanjana, na fandrefesana, na fitsapana tao.
8  [1.379#] na fandanjana, toy ny raha hanam-bady, na hifidy asa, fa amin' ny raharaha andavanandro, hoy izy, iza no handany andro hikaroka izay antonony.
Vocabulary  9  Physics
Root  10  lanja
Proverbs  11  Proverbs containing the word fandanjana
Article  12  Randzavola: fandanjana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/03/22