Entry 1/3 | jono | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana) [1.1] | |||||||||||||||
Other spellings | jony | |||||||||||||||
Entry 2/3 | jono | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Hanina atao amin' ny fintana hamandrihana hazandrano Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin' ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin' ny sasany hamerezana ny tanora Vokatry ny fakana biby na olona amin' ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo? Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin' ny ankizy madinika Misy hevitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Fish-bait [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Appât [1.8] | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Asa fitrandrahana hazandrano [1.13] | |||||||||||||||
Explanations in French | Pêche [1.13] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word jono | |||||||||||||||
Entry 3/3 | jono | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Tanala] Karazan-trondro monina amin'ny ranomamy izay tsy hita loatra ao [1.78] | |||||||||||||||
[Bara] Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony [1.1] | ||||||||||||||||
Vocabulary | Zoology: fishes | |||||||||||||||
Anagrams | jono, onjo |
Updated on 2020/07/31 |