Entry (1/5) | 1 tonta |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandrika ahazoana voalavo na totozy: Tontam-boalavo [1.1] |
Explanations in English |
4 a trap [1.7] |
Explanations in French |
5 piège [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/5) | 9 tonta |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Ankilany, andaniny: Samy nosazin' ny mpitsara izy roa tonta [1.1] |
Explanations in English |
12 one side of a quarrel [1.7] |
Compound words |
|
Entry (3/5) | 14 tonta |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Fanjerana zavatra atao miavovona 17 Vono atao amin' ny fively na torabato 18 Famindrana soratra amin' ny taratasy amin' ny alalan' ny lohavy izay ampidirina anaty lasitra ka terena hipetaka sy hiraikitra amin' ny taratasy; fanaovana biriky amin' ny fampidirana tanimanga ao anaty lasitra 19 Fanaovana antontany, fampifanongoavana [1.1] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (4/5) | 25 tonta |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 valamparihy [Tambahoaka]
[1.78] |
Entry (5/5) | 28 tonta |
Part of speech | 29 adjective |
Explanations in Malagasy |
30 Enti-milaza zavatra tsy vao intsony, efa simba [1.1] |
Explanations in French |
31 vieux, usé, détérioré [1.8] |
Analogs | 32 antitra, tranainy, lany andro, ela niasana, ela nanaovana, maintimolaly, mandalambitsika, rovitra, simba, rombina, taloha, efa navalona, lany mondro |
Compound words |
|
Titles |
|
Updated on 2023/07/31 |