Entry (1/2) | 1 harato |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tady na tariby voatenona makarakarasy misy masomasony atao fakana hazandrano na fefy [1.1] |
Explanations in English |
4 a net, net-work, a fishing net. [1.2] 5 a fishnet [1.7] |
Explanations in French |
6 filet à mailles, réseau, treillis, grille, grillage, tout ce qui est tissé ou tressé en forme de grille 7 appareil, bandage pour les membres fracturés [1.3] 8 filet de pêche [1.8] |
Examples |
9 Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. [2.471] |
Vocabulary |
10 Tools |
Derivatives |
|
Other spellings | 15 arato |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word harato |
Article |
17 Randzavola: harato ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 18 harato |
Root | 19 haratra |
Part of speech | 20 imperative of passive verb harasana |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] |
Other spellings | 22 haraso |
Tables and plates |
23 All the passive imperatives |
Anagrams | 24 ahotra, haotra, harato, hoatra, ohatra, taharo |
Updated on 2022/07/30 |