|
|
|
|

Entry (1/3)1  fitaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany na kely aza.
4  Hafetsena entina hanambakana: Fanekena natao am-pitaka io ka tsy ekena. [1.1]
Explanations in English  5  deceit, fraud, stratagem, duplicity, guile. See ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky. [1.2]
6  fraud, deceit [1.7]
Explanations in French  7  fraude, ruse [1.8]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Synonyms  13  ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word fitaka

Entry (2/3)16  fitaka
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  fanambininy [Tambahoaka] [1.78]
Explanations in English  19  See petraka [1.2]
Derivatives 
20  Active verbs :
21  Passive verbs :

Entry (3/3)22  fitaka
Part of speech  23  noun
Explanations in Malagasy  24  tany lemaka [Tambahoaka] [1.78]

Anagrams  25  fatika, fitaka, Tafika, tafika, tifaka

Updated on 2023/08/01