Entry (1/3) | 1 jery |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanopazana ny maso, fitazanana: Nanao fara jery ilay tanàna izy nony tonga teo an-tampon-kavoana dia lasa [1.1] |
Explanations in English |
4 a look [1.7] |
Explanations in French |
5 regard [1.3#294, 1.8] 6 coup d'oeil 7 Figuré: attention, charité, commisération [1.3#294] 8 vue [1.13] |
Examples |
9 Nataon' Ineny tsara jery aho nefa nahajery azy tsy nikimpy koa. [2.332#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 19 jery |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 hevitra [Mahafaly, Sihanaka]
[1.78] |
Entry (3/3) | 22 jery |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in French |
24 nom d'une espèce d'oiseau, serin, fauvette. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
25 Zoology: birds |
Synonyms | 26 sabery#mg.n |
Anagrams | 27 jery, rejy |
Updated on 2023/04/03 |