Entry | 1 jery atrika |
Elementary words | 2 jery, atrika |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 baiko-miaramila ilazana mba hijoro tsara; ny loha miandranandrana, ny ranjo mikambana, ny tongotra somary mivelatra kely ary ny tanana roa mitsotra manaraka ny vatana [1.1] |
Explanations in French |
5 garde-à-vous [1.13] |
Vocabulary |
6 Military |
Updated on 2023/01/01 |