Entry | 1 jemby |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza olona izay tsy mahita tsara ny masony fa safotry ny vovoka na ny setroka na ny hatezerana, vizana ny maso ka tsy mahita tsara, badenina, manjambena [1.1] |
Derivatives |
|
Analogs | 5 Jambena, jenjina, badenina, farina, safotra, tsy mahita izay ambonin' ny tany, tsy mahita ny atsimo sy avaratra, voan' ny tamberintany, mantsafofoka |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word jemby |
Updated on 2020/07/31 |