Entry | 1 jenjina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Ohatra ny voakapoka mafy ka fanina, mila ho safotra, tsy mahita izay ambonin' ny tany: Nianjeran' ny taila ny lohany ka jenjina izy [1.1] |
Explanations in English |
4 taken aback, unsure of oneself [1.7] |
Explanations in French |
5 ébahi, hébété [1.8] |
Examples |
6 jenjina izy, saikatra, menatra, natahotra aza! [2.499] 7 Ranomaso no mandriaka, sady jenjina ny loha, fa ny ali-mangatsiaka ali-mampamohafoha! [1.247] 8 Narenina ny sofoko, jenjina aho, avy eo niankapokapoka tamin' ny tany sy ny dabilio latabatra teo akaiky. [2.472] |
Derivatives |
|
Updated on 2020/07/31 |