Entry | 1 badenina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Jemby, mamjambena: Badeninany masoko nijery ny masoandro dimy segondra monja 4 Fanimpanina, domelina, vizana izaitsizy ka voly, toa tsy maharay tena intsony: Badenina aho izany, hoy Rasoa, fa adiny telo aho no nifantsika nanjaitra teto [1.1] |
Explanations in English |
5 dizzy [1.2] |
Explanations in French |
6 qui est ébloui, qui a des vertiges [1.3] |
Derivatives |
|
Synonyms | 8 badena |
Updated on 2020/07/31 |