|
|
|
|

Entry1  ikala ratsy
Elementary words  2  Ikala, ratsy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] entina milaza zazavavy fetsifetsy na koa donendrinendrina tsy misy hitiavana azy
Examples  5  [1.223#mg] Tsy angatra fa mba tsara tokoa ikalaratsy, saingy lasa solony sy sariny izy, tsy mahita ahy manjaitra kidoro eo an-dalantsara akory.

Updated on 2024/12/07