|
|
|
|

Entry1  Ikaladala
Elementary words  2  Ikala, adala
Part of speech  3  proverbial name
Explanations in Malagasy  4  Afa-tsy ny fampiasana azy amin' ny olona simba saina dia ataon' ny vehivavy fanomezan-tsiny ny tenany ity raha misy zava-dehibe hadinony na tsy vitany, ka mampalahelo azy na mampanenina azy: Maty aho, fa adinon' ity Ikalaadala any anaty fiarakodia ny elo!
5  Raha te-hampiasa ny mafimafy kokoa noho ny Ikalaadala izy dia ny Ikalatrotraka no ilazany ny tenany. [1.10]
Explanations in French  6  Cette imbécile [1.3]
7  Cette sotte [2.415]
Examples  8  Tandremo anefa sao manao volin' ikaladala, ka atao eo izao zavamaniry rehetra izao, hoy Ineny. [2.332#]
Proverbs  9  Proverbs containing the word Ikaladala
Tables and plates  10  Full list

Updated on 2023/10/29