Entry | 1 homana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mihinana: Tsy homan-kena izahay anio Mandany zavatr' olona ho an' ny tena: Homana ny volam-bahoaka io mpiasam-panjakana io Mahazo: Mba tsarovy ny namana fa homana be ise amin' io asa io |
Explanations in English |
4 [1.7] to eat ; to extort ; to bite (of fish) ; cf. hanina, hinana; |
Explanations in French |
5 [1.8] manger ; extorquer ; mordre (se dit des poissons) ; cf. hanina, hinana |
Examples |
6 [2.470] Raha sakafo no manimanitra, mazoto homana ny mpihinana. |
Root | 7 hana |
Morphology |
|
Analogs | 11 hanina, hinana |
Compound words |
|
Proverbs | 41 Proverbs containing the word homana |
Anagrams | 42 amohan, anoham, hamona, hanoam, haoman, homana, manoha, nahaom, namaho, namoha |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |