|
|
|
|

Entry1  hirangirana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana
Hirika na loaka idiran' ny fahazavana
Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra.
Explanations in English  4  [1.7] a glimmer of light
Explanations in French  5  [1.8] rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté
Examples  6  [2.996#] Ho rakotra azy ny tany, tsy ho hita hirangirana ny tany;
Root  7  hirana
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Names :
Synonyms  11  hirana
Compound words 

Anagrams  13  haringarina, hirangirana

Updated on 2025/01/21