Entry | 1 tsy hita hirangirana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] be dia be, tsy hita lany, tsy hita fara |
Explanations in French |
4 [1.3] completement invisible, incompréhensible 5 [2.415#3315] Une affaire inextricable : on ne voit rien à travers les fentes. Se disait aussi d' une foule compacte |
Elementary words | 6 tsy hita, hirangirana |
Synonyms | 7 tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |