Entry | 1 hirangirana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana Hirika na loaka idiran' ny fahazavana Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. |
Explanations in English |
4 [1.7] a glimmer of light |
Explanations in French |
5 [1.8] rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté |
Examples |
6 [2.996#] Ho rakotra azy ny tany, tsy ho hita hirangirana ny tany; |
Root | 7 hirana |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 hirana |
Compound words |
|
Anagrams | 13 haringarina, hirangirana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |