|
|
|
|

Entry (1/4)1  hery
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tanjaka: Mahazendana ny herin' io lehilahy io fa voatariny amin' ny tanana ila ny fiarakodia
Fahefana: Manan-kery lehibe io fanjakana io
Hafanam-po, fanamparan-tanjaka: Alao hery, rankizy, ny fianarana ~ Manao an-keriny
Asa, vokatra: Manan-kery mety hahasitrana ity zavamaniry ity ~ Nisy heriny tokoa ny fivavahana nataonareo
Ambiny: Asio heriny kely ny karamako fa nitombo betsaka ny asa tamin' ito
Hany zavatra azo natao: Tsy hitako izay hatao, ka heriko nivoaka
Explanations in English  4  [1.7] strength, force, power
Explanations in French  5  [1.8] force, puissance
Examples  6  [2.4] Nampahazo hery ahy izany fiheverana mafonja izany.
7  [2.296] Ny hery tsy mahateo ny fanahy.
8  [2.508] Tohana sy hery ho an-dRadama ireo.
9  [1.231] Ao ny masoko mijery afaka hamindra hery.
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Compound words 
Titles  42  Alahelo mody hery (Ny Onja (Andriamboamonjy Benjamina Ranaivo))
43  Hery Mifanandrina (White Ellen)
44  Hery sy ny zava-mampatahotra : Hery et les Monstres (Pacquement François)
45  Mongon' entana tsy zanaky ny heriny (Razafiniaina Charlotte)
46  Ny herin' ny Fahatsiarovana (Rajemisa-Raolison Régis)
Proverbs  47  Proverbs containing the word hery
Article  48  Randzavola: hery ao amin' ny Baiboly

Entry (2/4)49  hery
Part of speech  50  noun
Explanations in Malagasy  51  [1.1] Anarana ilazana ankapobeny ireo zavamaniry misy tsilotsilony, toy ny havoatra, angivy
Explanations in French  52  [1.3] nom de plusieurs plantes à piquants. Comme angivy
53  [1.196] (du javanais ari ; nom général des plantes épineuses). On nomme plus spécialement ainsi, suivant les régions :
Mimosa asperata L. (Fabaceae) [Sakalava]
Solanum erythracanthum Bojer (Solanaceae) [Merina]
Voir heritsilo.
Vocabulary  54  Botany
Synonyms  55  angivy, roingivy, voangivy
Scientific name 

Entry (3/4)57  hery
Part of speech  58  Unspecified
Explanations in Malagasy  59  [1.1] Fandefasana fivalanana
Explanations in French  60  [1.3]
Vocabulary  61  Botany
Derivatives 
62  Active verbs :
63  Relative verbs :
64  Names :

Entry (4/4)65  hery
Part of speech  66  noun
Explanations in Malagasy  67  [1.78] [Taisaka] fiverenana

Anagrams  68  hery, rehy

Updated on 2025/04/19