Entry | 1 fankaherezana |
Root | 2 hery |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanomezana hery: Ny sakramentan' ny fankaherezana 5 Famporisihana: Fankaherezana ho ahy izany teny mamy ataonao izany [1.1] |
Explanations in French |
6 action de fortifier [1.3#238] |
Examples |
7 Toloranay fisaorana sy fankasitrahana ary fankaherezana ireo rehetra nandray anjara tamin' ny fanatontosana ny rohy Vola. [2.117#3] |
Updated on 2023/01/20 |