|
|
|
|

Entry1  mankahery
Root  2  hery
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manome tanjaka ara-tsaina sy am-panahy indrindra: Mankahery ny fanahy ny fivavahana. / Tsy nitsahatra nankahery ny vadiny narary izy
5  Mamporisika: Mankahery anay amin' ny ataonay izao fanatrehanao izao [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2023/01/20