Entry | 1 hala-pihinana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] sakafo na fangalaran-tsakafo alaina mangina sy misokosoko, ka hanina miafina tsy atao fantatry ny hafa; entina milaza koa ny ataon' ireo ratsy fitondran-tena manitsa-bady any an-katakonana |
Elementary words | 4 halatra, fihinana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |