|
|
|
|

Entry1  haino aman-jery
Elementary words  2  haino, amana, jery
Part of speech  3  locution
Explanations in French  4  [1.5] audiovisuel
Examples  5  [1.368#] Ianareo avy amin' ny haino aman-jery sy serasera samihafa.
6  [4.27] Tsy nitondra fahafaham-po ihany koa ny fahafahana mampiasa ny haino aman-jery.

Updated on 2024/12/07