Entry | 1 hadinoina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao izay tsy hahatsiarovana: Hadinoy ny heloko taminao / Aza hadinoina ny hafatro (diso ka tsy tokony hatao ny hoe: Aza hadino ny hafatro) |
Explanations in English |
4 [1.2] to be forgotten, to be neglected. 5 [1.7] to be forgotten |
Explanations in French |
6 [1.3#202] Ce qu’on oublie 7 [1.8] qu'on oublie |
Examples |
8 [1.369#] Tsy azo hadinoina ihany koa izany. 9 [2.529#] Saingy aza hadinoina ny mba milaza amiko izay ho fofony! 10 [2.69#] Ny havana aza hadinoina, toy ny kitapo nahafahana entana. |
Root | 11 hadino |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word hadinoina |
Anagrams | 17 danihinao, dinahinao, hadininao, hadinoina, hadinonay, hanidinao, hanodiany, hidinanao, hidonanay, hiodinana, hodainany, hodinanay, iandohany, idanohany, idonahany, ihodinana, nahidinao, nahodinay, nidoahany, nohadinay, nohidiana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |