Entry (1/2) | 1 gina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy | 3 Tsy misy feo re: Gina ny tanàna 4 Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy mahaloa-peo: Notenenin-drainy izy ka gina terỳ 5 Marenina: Gina ny sofiko azon' ny tabataba [1.1] |
Explanations in English | 6 for ngina [Provincial] [1.2]7 silent, solitary [1.7] |
Explanations in French | 8 qui garde le silence, qui n'entend pas, assourdi [1.3#197]9 silencieux, solitaire [1.8] |
Examples |
10 gina ny tanàna (Le village est silencieux) [1.3] 11 gina ny sofiko azon' ny tabataba (Mes oreilles sont assourdies par le bruit) [1.3] 12 Notenenina izy ka gina tery (Il a été admonesté et a gardé subitement le silence) [1.3] 13 gina ny olona rehetra. [2.298] 14 Taitra sy gina no nifampijery ny mpianatra. [2.356] 15 Dia gina indray izy ka tsy nety namaly na dia teny indraim-bava akory aza. [2.69] |
Derivatives |
|
Synonyms | 21 gingina#mg.aj |
Entry (2/2) | 22 gina |
Part of speech | 23 adjective |
Explanations in English | 24 a very loud report [1.2] |
Anagrams | 25 gina, inga |
Updated on 2024/02/27 |