|
|
|
|

Entry1  fahanginana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba, tsy fisiana tabataba: Ny fahanginana no itiavako monina etỳ ambanivohitra / Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana)
Explanations in English  4  [1.7] silence; quiet; loneliness
Explanations in French  5  [1.8, 1.5] silence
6  [1.8] action de se taire; solitude
Examples  7  [2.270] Tsy tantin-dRasoa izany fahanginana izany.
8  [1.221] Mitady anao eny amoron'ny alina aho ka mikatsaka anao hatreny anatin'ny fahanginana!
Root  9  gina
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Synonyms  12  fanginana, hanginana

Updated on 2024/12/11