Entry | 1 fotoana maharitraritra |
Elementary words | 2 fotoana, maharitraritra |
Part of speech | 3 locution |
Examples |
4 hofa: vola, na zavatra aloa amin' ny zavatr' olona ipetrahana na anaovana na ampiasaina mandritra ny fotoana maharitraritra [1.1#439] 5 Gadra roalahy tafatsoaka ny fonjan’i Tsiafahy, tamin’ny volana oktobra 2017 no maty voatifitra ny polisy rehefa nifanenjehana nandritra ny fotoana maharitraritra [4.11] 6 Rehefa mahita ka mahalala azy tanteraka ise, ary mahatsapa ny toe-tsainy raha miresaka aminy fotoana maharitraritra, dia mbola ise io indrindra no angamba ho be filaza [2.1011] |
Updated on 2023/10/04 |