Entry | 1 fotoana ahavelomana |
Elementary words | 2 fotoana, ahavelomana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 fotoana iterahan' ny vehivavy (noho ny fahasarotan' ny fiterahana, dia noheverin' ny Ntaolo fa io fotoana io dia mety hahavelona na hahafaty) [1.1] |
Updated on 2023/08/27 |