|
|
|
|

Entry (1/2)1  fono-
Part of speech  2  morphological form of fonoka

Entry (2/2)3  fono
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Ny eo ivelan' ny zavatra manafina na mandrakotra ny tenany: Ataovy tsara fono io zazakely io sao mangatsiaka
Explanations in English  6  [1.2, 1.7] a cover
7  [1.2] an envelope
8  [1.7] a wrapping
Explanations in French  9  [1.3, 1.8] couverture
10  [1.3, 1.13] enveloppe
11  [1.3] action de plier dans un noeud
12  [1.8] emballage, reliure
13  [1.13] gaine
14  [1.196] Chez les plantes, paroi des fruits lorsqu'ils s'ouvrent pour laisser échapper les graines. On dit aussi fonofono, duplicatif plus usité.
Examples  15  [2.69#] Ny anankiray maty anaka, ary ny anankiray miova fono;
16  [2.472#] Nosokafany ilay fono, ka basy no tao, basi-miaramila notsofana ny volony.
17  [2.4#] fono kalina izany, fa tsy tahaka ny fono savony any ambanivohitra tsy akory.
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Relative verbs :
21  Names :
22  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  38  Proverbs containing the word fono

Anagrams  39  fono-, fono, nofo, ofon

Updated on 2025/02/08