|
|
|
|

Entry1  fonosana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fono, zavatra entina mamono, manodidina, manarona: Manify loatra ny fonosan' ity entana ity
Zavatra ao anatin' io fonony io: Nitondrany fonosan-tsira antsasa-kilao aho
Explanations in English  4  [1.2] a wrapper, a cover for a book, etc.
5  [1.7] a package, a bale
Explanations in French  6  [1.8] paquet, balle
7  [1.13] enrobage
Examples  8  [2.643#] Ataovy tsara fonosana, hoy aho nanomboka ho sosotra.
9  [1.369#] Tonga nanatitra lamba iray fonosana izy ny 14 jolay.
Root  10  fono
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word fonosana

Anagrams  18  fanosona, fonosana, nofosana

Updated on 2025/01/21