|
|
|
|

Entry (1/2)1  fivalanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandehanana an-dakana manaraka ny rano mandeha midina
Explanations in English  4  [1.2] The descent of a river
Explanations in French  5  [1.3#176] Le cours d’une rivière
Root  6  valana
Antonyms  7  fiorihana
Analogs  8  anava
Compound words 

Entry (2/2)11  fivalanana
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Fangerena, na koa ny faikan' ny sakafo izay avoakan' ny zavamananaina avy amin' ny tsinainy
Explanations in French  14  [1.3#176] lieux d'aisance, purge, excréments
15  [1.196] (racine valana : écoulement rapide de liquide). Nom poli des excréments, selles (les noms vulgaires sont diky et tay). S'emploie aussi dans le sens de purge, produit purgatif. (voir fampivalanana, plus correct). [Merina]
16  [Betsileo]
Examples  17  [2.445#] Tazo sy ny fivalanana no aretina tena mamely azy ireo.
Vocabulary  18  Health
Root  19  valana
Analogs  20  diky, tay
Compound words 

Updated on 2025/02/02