Entry | 1 anava (ava) |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Geography: (in general) |
Explanations in Malagasy | 4 ambany amin'ny rano [Betsimisaraka] [1.78]5 any amin'ny alehan'ny rano [Sihanaka] [1.78]6 ilazana ny mivalana avy eo amin'ny toerana iray [1.13] |
Explanations in French | 7 en aval [1.13] |
Examples |
8 Ny tarika faharoa dia nidina ny sahan'i Sambirano, nijanona kely tao Sambirano anava dia niampita nankany Nosy Komba sy Nosy Be. [2.508#] |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word anava |
Anagrams | 10 anava, avana |
Updated on 2023/10/19 |