|
|
|
|

Entry1  toraka am-pivalanana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fanararaotana hamely ny hafa amin' ny fotoana maha-mora ny anaovana izany
Elementary words  4  toraka, fivalanana

Updated on 2024/12/07