Entry | 1 soloky |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Lainga atao mba hametsena na hangalarana; fitaka; fanambakana: Sotoky no ampiasainy mba hahazoany ny tanimbariko 4 Fanaovana zavatra tsy tena izy fa hafa; hala-danja na hosoka: Novany ny tarehi-marika tamin' ilay taratasim-bola, nefa ny ampitso ihany dia tratra ny soloky nataony. [1.1] |
Explanations in English |
5 extortion, fraud [1.7] |
Explanations in French |
6 chantage, fraude [1.8] |
Examples |
7 Halatra sy soloky tsotra izao no nataony ary vola bebe ihany no lasany. [2.470] |
Derivatives |
|
Anagrams | 12 kolosy, soloky |
Updated on 2020/07/31 |