|
|
|
|

Entry (1/6)1  ambàka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  (ambakavaka no fampiasa kokoa): Fiambatrambarana na fiakanakanana rehefa miteny ka tsy mahatohy izay lazaina raha tsy miatoato kely hatrany. [1.1]
Explanations in French  4  balbutiement, embarras [1.3]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
Synonyms  8  ambakavaka
Proverbs  9  Proverbs containing the word ambàka

Entry (2/6)10  ambaka
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Fomban-tolona omby atao toy izao: ny tanana havanana mitazona ny trafony ary ny havia kosa manodidina ny vozony [Tsimihety] [1.1]

Entry (3/6)13  ambaka
Part of speech  14  adjective
Explanations in English  15  excelled, exceeded, beaten: tsy mety raha ambaka noho ny biby isika amy ny fitiavana zanaka (it is not right that we should be excelled by animals in the love of offspring) [1.2]
16  inferior to [1.7]
Explanations in French  17  inférieur, surpassé: Ambàka noho ny zandrinao va hianao? (Es-tu supérieur à to cadet?) ~ Tsy ambàka noho ny zokinao hianao (Tu n'es pas inférieur à ton ainé) [1.3]
18  inférieur [1.8]
Compound words 
Phytonyms 
Titles 

Entry (4/6)22  ambàka
Part of speech  23  noun
Explanations in Malagasy  24  Fifetsena, lainga hamitahana ny tsy mahalala, tetika hangalarana mba hahazoana tombony, na amin' ny varotra na amin' ny lalao [1.1]
Explanations in English  25  root not used. See fitaka [1.2]
Explanations in French  26  tromperie, tricherie, fraude [1.3]
Derivatives 
27  Active verbs :
28  Passive verbs :
29  Relative verbs :
30  Names :

Entry (5/6)31  ambaka
Part of speech  32  adjective
Explanations in English  33  of the same volume or bulk [Provincial] [1.2]
Explanations in French  34  comme. [Tankarana] [1.19]

Entry (6/6)35  ambaka
Part of speech  36  adjective
Explanations in Malagasy  37  tsy mahay, bado [Betsileo] [1.78]

Anagrams  38  ambaka, ambàka, maka ba, ambaka, ambàka, maka ba

Updated on 2023/10/26