Entry (1/2) | 1 sandoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra na olona tsy izy nefa lazaina ho tena izy, hosoka; soloky hamitahana: Sonia sandoka 4 Famitahana olona amin' ny fampisehoana zavatra na olona tsy izy, nefa lazaina ho tena izy: Nihambo ho zanadRampanana izy ka sandoka ihany no nahazoany ny trano lova etsy avara-bohitra [1.1] |
Explanations in English |
5 a fraud [1.7] |
Explanations in French |
6 fraude [1.8] |
Vocabulary |
7 Law |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 13 sandoka |
Part of speech | 14 adjective |
Explanations in English |
15 fraudulent, false [1.7] |
Explanations in French |
16 frauduleux, faux [1.8] |
Compound words |
|
Updated on 2023/05/19 |