Entry | 1 fiarahana |
Root | 2 araka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 l'action d'aller ensemble [1.3] 5 synchrone [1.13] |
Examples |
6 fiarahana angamba hiafara amin' ny fahafatesana! [2.471] 7 Ary ny fiarahana mandavan-taona dia mampiray fitiavana sy fankahalana? [2.5] |
Vocabulary |
8 Physics |
Morphology |
|
Compound words |
|
Illustrations |
|
Anagrams | 14 fahariana, fiarahana, ifaharana |
Updated on 2023/01/20 |