Entry (1/3) | 1 fetsy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 lainga [Taimoro]
[1.78] 4 fantatra, hay [Tanosy] [1.78] 5 Mahay, kinga eo amin' ny hevitra: Efa fetsy itỳ zanako itỳ fa mahalala misaotra raha omena zavatra [1.1] |
Explanations in English |
6 cunning, skillful, shrewd, sharp. [1.2] 7 sly, cunning, sharp [1.7] |
Explanations in French |
8 rusé, fourbe [1.8] |
Examples |
9 Nosokafan'ilay fetsy ny sobika. [2.442#] 10 Olona fetsy sady masiaka no nampoizin'ny Betsileo ho hita. [2.298#] |
Derivatives |
|
Synonyms | 16 kapetsy, kapotsaka, kalita, mantsana, fiharatra, fatsaka, fangoloka, holokoloka, hoboka aty, fangotsoka, fangotsohana, fanganga, hotsohotso, galofantsy, famantsy, gagilahy, gagivavy, fanalolahy, fanalovavy, konjo, karàna, fatsoralahy, fatsoravavy, be gararo, be saroro, be safary, be karijo |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Titles |
|
Entry (2/3) | 20 fetsy |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in English |
22 little things transplanted, or planted here and there. (Prov.) [1.2] |
Explanations in French |
23 riz, ou autres, transplantés. (kètsa). [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
24 Botany: (in general) |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 26 fetsy |
Part of speech | 27 noun |
Explanations in Malagasy |
28 hafatra [Bara]
[1.78] |
Updated on 2023/09/05 |