|
|
|
|

Entry1  famantsy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza toetr' olona fetsy sady kinga aoka izany amin' ny fahitana hevitra na tetika
Explanations in French  4  [1.3#141] Un fin matois, un rouĂ©, un politique habile, un madrĂ©, quiconque excelle dans son genre
Examples  5  [1.437#] Ka misy vola fadin-tseranana arivo mahery nozaraina toy izany, ka hoy ilay famantsy ahy amin' ny marika : " Avelao hozaraiko, ka raha misy diso na varirairenty aza dia izaho no mameno.
Analogs  6  kinga, fetsy, konjo
Compound words 

Updated on 2024/12/10