Entry |
gagilahy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | (fahasimban' ny hoe gigalahy) Kingalahy, famantsilahy, sifotra antitra [1.1]
|
Explanations in English | Same as adalalahy Probably a corruption of gagalahy
[1.2]
|
Explanations in French | (corruption de gigalahy), qui a l'expérience, consommé dans [1.3]
|
Explanations in Malagasy | Mr. Richardson nihevitra ity ho fiovan' ny hoe gagalahy;
mompera Malzac kosa milaza azy ho fiovan' ny hoe gigalahy.
Samy tsy re eto Imerina anefa ireo; ny heno matetika dia ny hoe gaigilahy, gaigibe.
Koa ataonay fa ny marina dia izao: fiovan' ny hoe gaigilahy izy.
Ny heviny dia fandokafana hoe: kanto, fatratra, fetsy, kinga mahay. Toy izany koa ny hoe gaginy.
[1.10]
|
|