Entry (1/4) | 1 fangotsohana |
Root | 2 hotsoka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanaintainana [1.1] |
Synonyms | 5 fangotsongotsohana |
Entry (2/4) | 6 fangotsohana |
Root | 7 hotsoka |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 Entina milaza olona tsy azo kasihina noho ny hasiahany 10 Fetsy holoka. Fetsy [1.1] |
Entry (3/4) | 11 fangotsohana |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Bibikely karazana fanday fahita eny amin' ny ravin-javatra toy ny rotra na ny tanantanana ka manaikitra ary mahavoa ny tandomerina ny lainy [1.1] |
Explanations in English |
14 [Rel. s. from mangotsoka (hotsoka).] An insect with very prickly hairs. [1.2] |
Vocabulary |
15 Zoology: invertebrates |
Entry (4/4) | 16 fangotsohana |
Root | 17 hotsoka |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in French |
19 (de hotsoka : douleur violente des organes profonds) Préparation qu'absorbaient certains lutteurs avant le combat. Elle était censée favoriser l'apparition de douleurs chez l'adversaire et les empêcher, au contraire, chez celui qui la buvait. [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulary |
20 Religions, Beliefs |
Updated on 2020/07/31 |