|
|
|
|

Entry1  fehin-kevitra
Elementary words  2  fehy, hevitra
Part of speech  3  locution
Explanations in English  4  [4.70] conclusion
Explanations in French  5  [4.70] conclusion
Examples  6  [1.369] Fehin-kevitra haingana loatra izany
7  [4.70#2020.07.08] Ireto misy fehin-kevitra lehibe amin'ny fanadihadiana tamin'ny taona 2019
8  [4.27#2010/02/19] Ny momba an' io, ny SeFaFi dia mitsipaka mafy ny fehin-kevitra nolanian' ny Parlemanta Eropeana ny 11 febroary
Other spellings  9  fehikevitra, fehikevitra, fehinkevitra

Updated on 2024/12/26