|
|
|
|

Entry (1/2)1  fefy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Vala fiarovana sy fisakanana, fetra tsy azo ihoarana: Misy fefy ny tokotaninay ka tsy misy alika afaka miditriditra ao [1.1]
Explanations in English  4  a fence, a wall, a hedge, an enclosure, a defence.
5  fefy vato: a stone wall [1.2]
6  a fence, an enclosure [1.7]
Explanations in French  7  clôture, haie [1.8]
8  (toute l'île : haie vive, mais aussi palissade, clôture, tout ce qui sert de défense). Nom des plantes utilisées à faire des haies, surtout lors qu'elles sont épineuses, défensives. On dit : tokony hamefy ny tanimbolinao ianao : « Vous devriez entourer d'une haie défensive votre jardin potager » [1.196]
Examples  9  Ho voasazy ve izay mihoa-pefy? [4.27]
10  Tsy mateza loatra anefa ny fefy hazo. [2.117]
11  Rindrina tsy misy hirigirika no fefy manodidina ny fiainako. [2.529]
12  Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470]
Vocabulary  13  Botany
Morphology 
14  Simple :
15  Prefixed :
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Analogs  21  Vala, rova, tamboho, ampiantany tsivikinindahy, aro, kiady, manda
Compound words 

Entry (2/2)24  fefy
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  Omby vonoina rehefa avy mandevina [1.1]
Explanations in English  27  the name given to the beef distributed at the ceremony of the afana, usually called henampefy. [1.2]
Morphology 
28  Simple :
29  Prefixed :
Synonyms  30  henampefy
Compound words 

Updated on 2023/09/10