|
|
|
|

Entry (1/2)1  kiady
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo 4  aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [1.1]
Explanations in English  5  a pole with a tuft of grass used to mark property rights [1.7]
Explanations in French  6  perche surmontée d'une touffe de paille et qui sert à marquer la possesion, l'interdit [1.8]
Other spellings  7  kady
Analogs  8  voninahitra, tabiha, rehareha, sanga, endrika, olomanga, avara-pianarana, kintana telonohorefy, vato nasondrotry ny tany, trafo nasondrotry ny nofo, tolà-miadidy, varavara-miandraikitra, voara endriky ny saha, tatamo ravaky ny farihy, kitro ifaharana, vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo, felatana-mangaika ny rantsana, trafo lelafin-ko mandina
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word kiady
Illustrations 
11 

Entry (2/2)12  kiady
Part of speech  13  noun
Explanations in English  14  a Boy Scout (government-sponsored); cf. skoto, tily [1.7]
Explanations in French  15  éclaireur (laic); cf. skoto, tily [1.8]

Anagrams  16  daiky, kiady, kiday

Updated on 2023/10/29