|
|
|
|

Entry (1/2)1  manda
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Rindrim-bato na rindrim-by, na tamboho avo tsotra, manodidina toerana iray tiana harovana amin' ny fahavalo: Tsy laitra nanihina ilay manda
4  Olona mpiaro: Izy no mandan' ny madinika [1.1]
Explanations in French  5  fortification, rempart
6  protecteur [1.3]
Examples  7  Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany. [2.996]
8  raisin' ny nitety aloha ny tohatra hiakarana ny manda. [2.270]
Derivatives 
9  Passive verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)13  mandà
Root  14  la
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16  tsy manaiky [Taisaka] [1.78]
17  Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: Mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho
18  Tsy mandray: Mandà ny fahagagana izy
19  Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Izaho manda an' i Satana
20  Mivadika: Mandà ny teny napetrany izy. [1.1]
21  (matoanteny transitifa, endrika aktiva) Tsy afaka NANDA izy, fa tsy azo NOLAVINA mihitsy ny porofo [1.10]
22  milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho
23  tsy mandray: mandà ny fahagagana izy
24  milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: izaho mandà any Satana
25  mivadika: mandà ny teny napetrany izy [1.1]
Explanations in English  26  to refuse; to deny [1.2, 1.7]
27  to reject [1.2]
Explanations in French  28  refuser [1.3, 1.5, 1.8, 1.6, 1.14]
29  nier [1.3, 1.5, 1.8, 1.6]
30  désapprouver, renier, rejeter, méconnaître. Nanda ny teny napetrany izy: il a renié ses promesses. Nanda ny rainy aman-dreniny izy: il a rejeté ses parents [1.3]
Explanations in Italian  31  negare. Nanontany aho raha izy ni nilaza izany, dia nanda izy: io ho domandato se egli avesse detto cio, ma ha negato
32  rifiutare. Nangataka fanampiana taminy izahay fa nanda izy: noi gli abbiano chiesto aiuto ma egli ha rifiutato [1.18]
Examples  33  manda famaizana ny mpanota; [2.996]
Morphology 
34  Present :
35  Past :
36  Future :
37  Imperative :
Compound words 
Proverbs  40  Proverbs containing the word mandà

Anagrams  41  manda, mandà, manda, mandà

Updated on 2023/09/08