Entry | 1 rova |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fonenan'ny mpanjaka [Taisaka]
[1.78] 4 Tsatokazo vaventy marani-doha namefy ny lapan' Andriana taloha 5 Lapa na fonenan' ny mpanjaka: Niditra tao an-drova ny vahoaka nanatitra ny hasin' ny mpanjaka nony tonga ny fandroana [1.1] 6 fefy, bako [Bezanozano] [1.78] 7 tranom-borona (akoho, gisa) [Sihanaka] [1.78] 8 trano fitsarana [Tanosy] [1.78] |
Explanations in English |
9 a palisade; a fortified place [1.7] |
Explanations in French |
10 palissade, fortin, château-fort, palais [1.8] 11 (toute l'île). Palissade de bois spécialement traitée et taillée en pointe au sommet entourant la résidence d'un roi ou des hauts personnages du royaume. Plus spécialement aujourd'hui : le Palais de la Reine à Tananarive, monument historique. [1.196] |
Vocabulary |
12 Geography: monuments |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word rova |
Illustrations |
|
Anagrams | 24 ravo, rova, varo- |
Updated on 2023/08/02 |